|
|
|
|

Teny iditra 1  katsahina
Fototeny  2 katsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina
9 Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be searched for, to be sought [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on cherche [1.8]

Fivaditsoratra  12 ahantsika, 13 hatsikana, katsahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19