Teny iditra | katolika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona manaraka ny katolisisma izay antokom-pivavahana kristianina manaiky ny Papa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A Catholic [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Catholique [1.8] | |
Ny fihaviany | Frantsay: catholique. | |
Fivaditsoratra | katolika, takiloka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |