Teny iditra (1/2) | 1 karetsaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a rapide passage to and fro [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 passage rapide [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 karetsaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano [1.1] 15 karazana hidim-baravarana [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 a bolt for a door [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 verrou, targette [1.8] 18 crémone, espagnolette, targette [1.13] |
Ohatra |
19 ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka; [2.285#] |
Fivaditsoratra | 20 akaretsak, karatsake, karetsaka, saketraka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |