Teny iditra karaha
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany [1.78]
 Tahaka, toy [1.1]
 Teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pareil [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31