|
|
|
|

Teny iditra 1  kalina
Fototeny  2 kaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao am-pitandremana fatratra mba ho vita tsara tanteraka: Kalio ny soratrao fa aza atao zara fa vita [1.1]

Fivaditsoratra  9 ankaly, 10 ankila, kalina, 11 lañaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04