Teny iditra kalevaina (kaleva)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hanina (enti-milaza ny fihinanan' ny vatom-panorona, izay midona vao misarika ary mijanona ao am-poina) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kalevaina, kalevaiko, kalevainao, kalevainy, kalevaintsika, kalevainay, kalevainareo, kalevain', kalevain-, kalevaim-, kalevai-
Ny lasa : nokalevaina, nokalevaiko, nokalevainao, nokalevainy, nokalevaintsika, nokalevainay, nokalevainareo, nokalevain', nokalevain-, nokalevaim-, nokalevai-
Ny hoavy : hokalevaina, hokalevaiko, hokalevainao, hokalevainy, hokalevaintsika, hokalevainay, hokalevainareo, hokalevain', hokalevain-, hokalevaim-, hokalevai-
Filaza mandidy : kalevao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20