Teny iditra | jeky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Lakandrano, hadirano [1.78] | |||
Teny iditra | jeky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Aretina [1.78] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | jeky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Fiavosa [1.78] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | jeky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Bozaka [1.78] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |||
Tovy hevitra | zeky | |||
Fivaditsoratra | jeky, jike |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |