|
Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno:
Tia azy aoka izany ny reniny;
na raha atao milaza tompon-javatra:
Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ
trano amoron-dalana itỳ? [1.1]
|
Him, her, it, them; his, hers, its, theirs.
Accusative and possessive case of izy. [1.2]
|
him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7]
|
Lui, elle, eux, le, la;
à lui, à elle, à eux;
c'est son tour ou leur tour.
Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy
pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair.
Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas.
Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui.
Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour
d'aller chercher de l'eau aujourd'hui.
Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à
l'amende. [1.3]
|
|
|
Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso [1.1]
|
Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1]
|
He, she, it. Isy, ia and i are used
in the provinces.
[Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2]
|
he, she, it [1.7]
|
|
|
Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina:
Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. /
Tsy azony izany. [1.1]
|
His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it. [1.2]
|
Tranony [trano]. His, her, its or their house. [1.2]
|
Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them. [1.2]
|
Satrony [satroka]. His, her, its or their
hat or hats. [1.2]
|
Tongony [tongotra]. His, her, its or their
foot or feet. [1.2]
|
It is usual to elide the y of this word when followed
by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as:
Tranon'ny olona: a person's house.
Lazain'ny raiko: told by my father. [1.2]
|
his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7]
|
De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles.
Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles,
son maître, leur maître.
Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles.
Amboniny: au-dessus de lui. [1.3]
|
Terminaison euphonique.
Farany: la fin.
Tobia rainy: Tobie le père.
Radama rainy: Radama I. [1.3]
|
à lui, à elle, à eux; son, leur;
fait par lui, par elle, par eux. [1.8]
|
|