Teny iditra injao
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Injao Rakoto fa vohay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Listen! Hark! [1.2]
 There! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Là! (tout près) [1.8]
Tovy hevitra inao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31