|
|
|
|

Teny iditra 1  indaozina
Fototeny  2 indao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina an-kery, faohina: Nindaozin' ny rano ny tetezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be carried, to be taken. [1.2]
Tsipelina hafa  10 indaosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22