Teny iditra Imerinalavasofina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany. [2.299]
Mpanoratra Razafintsalama Josefa, 1930
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02