Teny iditra | ilai > ilaina (ila) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for. [1.2] | ||||||||
To be wanted to be desired, to be needed [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ilaina io | ||||||||
Teny iditra | ilai > ilaina (ila) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ailany, ilaina |