Teny iditra | ikala tokana | |
Singan-teny | Ikala ; tokana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zanaka vavy tsy misy fanampiny toy ny hoe vavy tokana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [tokana, alone.] a word sometimes used by the older officers in addressing the Queen An only daughter [1.2] | |
Voambolana | Teny fanajana ~ Fifandraisana: fianakaviana | |
Mpanahaka | ilay tokana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |