|
|
|
|

Teny iditra 1  ifampiolonolonana
Fototeny  2 olonolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Anisan'ireny toerana samy anandratana ny hambom-po sy ifampiolonolonana ireny ity fandriambahiny sady fisakafoana no fisotroana ity. [2.944]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19