Teny iditra | hozany | |
Sokajin-teny | anarana hozatra sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny zava-kendrena, ny antony [1.1] | |
Ohatra | Ny zaza mifanintona dia mihenjana sy mihinjitra ny hozany ary tsy vitany ny mifehy izany.
[2.424] | |
Fivaditsoratra | hazony, hozany, zohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |