Teny iditra | hovotrovotra (hovotra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A shaking as of a building; a trembling as of a leaf [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | ébranlement, tremblement [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |