Teny iditra hongotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka, Tanala] Tongotra: Misy aby laha hongotra ka laha taña hoy i lehy migadra (samy misy ny tongotra aman-tanana hoy ilay migadra/mifatotra) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Provincial word for tongotra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pied. § tongotra [1.19]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02