Teny iditra hohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihadiana tany mitsi-poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin' ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra. [1.1]
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31