|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  hofana
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
9 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Tsipelina hafa  10 hofaina

Teny iditra (2/3) 11  hofana
Fototeny  12 hofa
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 to be rented from someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 qu'on loue de quelqu'un [1.8]

Teny iditra (3/3) 21  hofaña
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Tanala] kankana mena monina amin'ny tany mandomando [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  25 fahano, 26 fanaho, 27 fanoha, 28 hafona, hofana, hofaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13