|
|
|
|

Teny iditra 1  hitrikitrihana
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
9 Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
10 Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [1.1]
Tovy hevitra  11 hitrikitrihina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22