Teny iditra hiram-pirenena
Singan-teny hira ; firenena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy National anthem [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Hymne national [1.13, 1.5, 1.66]
Ohatra Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa [2.332]
Tovy hevitra sidikinina
Mpanahaka  Hiram-pirenena malagasy : Ry Tanindrazanay malala ô!

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14