Teny iditra | himake | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. [1.1] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | himake, maheky, mihake, miheka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |