|
|
|
|

Teny iditra 1  hihirana
Fototeny  2 hihitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsitsina: Hihiro ny volanao, anaka
9 Ilozohana, ilofosana, imasoana: Nohihiriny ny asany ka vitany tsara [1.1]

Fivaditsoratra  10 harihina, hihirana, 11 hirihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19