|
|
|
|

Teny iditra 1  hidiana
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
9 (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be closed, to be locked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19