Teny iditra hevoina (hevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Poipoirina mba tsy hifatratra: Hevoy matetika ny tany misy voly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hevoina, hevoiko, hevoinao, hevoiny, hevointsika, hevoinay, hevoinareo, hevoin', hevoin-, hevoim-, hevoi-
Ny lasa : nohevoina, nohevoiko, nohevoinao, nohevoiny, nohevointsika, nohevoinay, nohevoinareo, nohevoin', nohevoin-, nohevoim-, nohevoi-
Ny hoavy : hohevoina, hohevoiko, hohevoinao, hohevoiny, hohevointsika, hohevoinay, hohevoinareo, hohevoin', hohevoin-, hohevoim-, hohevoi-
Filaza mandidy : hevoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20