Teny iditra | heva | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hatsaran-tarehy [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | heva | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | hevaheva | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | heva | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tranom-boronkely ompiana [1.78] | |||
Teny iditra | heva | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Vovo fakana hazandrano [1.78] | |||
Fivaditsoratra | have, heva |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |