Teny iditra hetsoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Ireo olona natao mpitsara nampisotro tangena tamin' ny fampinomana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom des juges qui administrent les poisons ordaliques, le tangena. [1.196]

Teny iditra hetsoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka, Tanosy] fitaratra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25