|
|
|
|
Teny iditra
1
herohero
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
manerohero
,
4
maneroheroa
,
5
miherohero
Matoantenin' ny iharana :
6
aherohero
,
7
aheroheroy
,
8
heroheroina
,
9
heroheroy
,
10
tafaherohero
,
11
voaherohero
Matoantenin' ny fameno :
12
anerohe
ro
ana
,
13
iheroheroana
Anarana :
14
fanerohero
,
15
faneroheroana
,
16
fiherohero
,
17
fiheroheroana
,
18
mpanerohero
,
19
mpiherohero
Mpamaritra :
20
fanerohero
Fanazavàna teny malagasy
21
Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra noho ny ahiahy samihafa
[
1.1
]
Fivaditsoratra
herohero
,
22
rehoreho
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19