Teny iditra heny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy So many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra heny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Réel, vraiment. ( edy, ankitiny, tokoa) [1.19]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26