Teny iditra | hena vao | |
Singan-teny | hena ; vao | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hena tsy nialina andro, ary ilazana koa ny hena raisina aorian' ny fandroana [1.1] | |
Fivaditsoratra | evohana, hena vao, voahena, voaneha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |