Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
hefahefa
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fihetsiketsehan-javatra tsofin' ny rivotra, fihofahofana.
[
1.1
]
Fanazavàna teny anglisy
Fluttering, flying.
[
1.2
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manefahefa
,
mihefahefa
matoantenin' ny iharana :
ahefahefa
,
hefahefaina
,
tafahefahefa
,
voahefahefa
matoantenin' ny fameno :
anefahefana
,
ihefahefana
anarana :
fanefahefa
,
fanefahefana
,
fihefahefa
,
fihefahefana
,
mpanefahefa
,
mpihefahefa
mpamaritra :
mahahefahefa
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25