|
|
|
|

Teny iditra 1  hatanjahina
Fototeny  2 tanjahina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina
9 Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see tanjaka [1.2]
11 to be strengthened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on rend plus fort [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19