Teny iditra haranjono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lava marotsaka fasiana ny tadim-pintana erỳ amin' ny tendrony ambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (haran-jono) a fishing rod. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Canne à pêche. [1.19]
Tovy hevitra hanjaora

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31