Teny iditra harangaranina (harangarana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena amin' ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin' ny varavarankely ilay vahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be peeped at through a hole, or a small opening. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : harangaranina, harangaraniko, harangaraninao, harangaraniny, harangaranintsika, harangaraninay, harangaraninareo, harangaranin', harangaranin-, harangaranim-, harangarani-
Ny lasa : noharangaranina, noharangaraniko, noharangaraninao, noharangaraniny, noharangaranintsika, noharangaraninay, noharangaraninareo, noharangaranin', noharangaranin-, noharangaranim-, noharangarani-
Ny hoavy : hoharangaranina, hoharangaraniko, hoharangaraninao, hoharangaraniny, hoharangaranintsika, hoharangaraninay, hoharangaraninareo, hoharangaranin', hoharangaranin-, hoharangaranim-, hoharangarani-
Filaza mandidy : harangarano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20