|
|
|
|

Teny iditra 1  harabina
Fototeny  2 haraby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esoina, anaovana teny sompirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be ridiculed, to be jeered at, to be gibed. [1.2]
10 to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on ridiculise [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 baranahy, harabina, 14 rabahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21