|
|
|
|

Teny iditra 1  hanifisina
Fototeny  2 nify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga manify kokoa, analana ny hatevenany mba hanifinify kokoa [1.1]

Fivaditsoratra  9 fanisihina, hanifisina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04