Teny iditra | hamama | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fehin-tava izay atao mandalo eo ambany saoka ka hatrany an-tampon-doha: Manaova hamoma raha marary ny nifinao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A turban. [Ar. amama.] [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Fivaditsoratra | hamama, mahama, mamaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |