Teny iditra halaky (laky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Ohatra Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Tovy hevitra hafaingana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25