Teny iditra hajao (haja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hajaina [fitanisana]
Ohatra 
1Hajao ny fitafianao [1.1]
2hajao sy ianaro tsara ny fiteny malagasy [2.285]
3Hajao aho, tompony aho, fa ho arakaraka ny fahavaranao ahy no hitomboan' ny heriko sy ny asako hanasoa anao. [1.342]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/25