|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  haizina
Fototeny  2 izina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hamaizinana, fanjombonana [1.1]
Ohatra  5  Nahirany ny masony ka haizina no mameno ny trano [2.470]
6  Tahaka ny hazavana kely mangirika ao anatin'ny haizina mikitroka izany teny izany [2.471]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how haizina

Teny iditra (2/2) 8  haizina
Fototeny  9 hay
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  15 to be possible, to be in a state to be effected, to be done according to one's ability. [1.2]

Fivaditsoratra  16 ahizina, haizina, 17 ihizana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19