Teny iditra hahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana ny zavatra tiana ho maina ho hitan' ny masoandro sy ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See tanina. [1.2]
 The act of sunning and drying things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de sécher au soleil [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13