|
|
|
|

Teny iditra 1  hafohezina
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao fohifohy kokoa, hakelezina ny halavany: Hafohezo araka izay azo atao ny teninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see fohy. [1.2]
10 to be shortened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on raccourcit [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19