Teny iditra hafetsena (fetsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahaizana, hakingana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Guile, cunning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ruse, artifice pour tromper [1.8]
Ohatra 
1Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay. [2.445]
2dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany. [2.293]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28