Teny iditra hadrahadra (hadra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijerena ambony raha mandeha; fihetsika miandranandrana noho ny avonavona na hatairana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tossing of the head, a wild and ferocious look, a fierce and threatening appearance. [1.2]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra hadra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20