Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] Variété de riz à petit grain allongé mais non translucide, cultivé sutout aux environs de Tuléar. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For faika
Syrup, confections, pure soup. [1.2]

Teny iditra gôdra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Poti-javatra mitavana eny amin'ny vodi-tavoahangy misy betsabetsa (laron-toaka), fotaka malemy [1.78]

Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Feebleness about the joints. [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra godragodra ~ godraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31