Teny iditra | goaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Trou [1.13] | |
Teny iditra | goaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Taifasy, Tanala] goaika [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | goaika [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Corbeau. See gosika [1.19] | |
[Sakalava-Mayotte] Corbeau [1.405] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | gaga ~ goaga ~ goagoaka ~ goaika ~ goake ~ goaky ~ gosika | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |