Teny iditra gamela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana tavy fasiana rano fa lehibe ny vavany ary misy tahony fivimbinana azy
Mitovy hevitra: patsipatsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tub, a bucket [1.2]
 A pail, a bucket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gamelle, seau [1.8]
Ny fihaviany Frantsay: gamelle.

Teny iditra gamela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (peut-être du français « gamelle » ?) Riz mal décortiqué contenant encore beaucoup de grains de paddy ( akotry). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31