|
|
|
|

Teny iditra 1  forana
Fototeny  2 fora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak' anabaviko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be circumcised [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on circoncit [1.8]

Fivaditsoratra  11 farano, 12 farona, faroña, forana, 13 rafona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13