Teny iditra | fontsiña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra) [1.78] | |
Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [1.1] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Tsipelina hafa | fontsy | |
Fivaditsoratra | fantsony, fintsano, fontsiña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |