Teny iditra fonganina (fongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ravana tanteraka tsy misy avala miangana; lanina; taperina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be spent, to be consumed. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fonganina, fonganako, fonganinao, fonganiny, fonganintsika, fonganinay, fonganinareo, fonganin', fonganin-, fonganam-, fongana-
Ny lasa : nofonganina, nofonganako, nofonganinao, nofonganiny, nofonganintsika, nofonganinay, nofonganinareo, nofonganin', nofonganin-, nofonganam-, nofongana-
Ny hoavy : hofonganina, hofonganako, hofonganinao, hofonganiny, hofonganintsika, hofonganinay, hofonganinareo, hofonganin', hofonganin-, hofonganam-, hofongana-
Filaza mandidy : fongany
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20